FPMA : Vaovao 29 Septambra 2008
Ho an'ny Filohan'ny faritany 6 FPMA,
Ho an'ny Mpitandrina sy mpiandraikitra ambaratonga rehetra FPMA
(Fiaraha-mivavaka, sampana iraisina, Tafo, Faritany, vaomiera,...)
FAHORIANA MALAGASY TSY ANKANAVAKA: FANOMPOAMPIVAVAHANA FFKM-FRANCE 3 OKT 2008 PARIS
- Manoloana ny fahoriantsika MALAGASY rehetra tsy ankanavaka, dia ny niantsoin'ny Ray hody any aminy an'Atoa ANDRIAMANANTENA GEORGES (RADO) tamin’ny Atalata 16 septambra 2008, rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany, dia, Indro (jereo taratasy etsy ankilany / fichier joint) manao antso avo ny fianakaviana sy ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy FFKM-France izay maha mpikambana feno ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy FPMA,
ny Zoma 03 Oktobra 2008 amin’ny 8 ora alina
ao amin’ny FPMA Paris, 16 rue Chauchat 75009 - Paris-
Izany dia hatrehin’ny Masoivohon’ny fanjakana malagasy eto Frantsa, Andriamatoa Narisoa RAJAONARIVONY sy ny Masoivoho eo anivon’ny UNESCO, Ramatoa Irène RABENORO.
Ao aorinan’ny Fanompoam-pivavahana no hanatanterahana ny famangiana ny fianakaviana -
-
Tsy zohina amintsika intsony iza moa RADO, mpanoratra lehibe MALAGASY, nefa tsy izay ihany.
-
Indro lahatsoratra gazety MIDI MADAGASIKARA milaza hoe "
-
Rado à jamais
Le poète est parti, mais sa poésie reste. Georges Andriamanantena dit Rado, le monstre sacré de la littérature malgache qui a fasciné tant d'âmes et façonné tant d'esprits durant des années, n'est plus. Loin d'une gloire éphémère, vide de sens, celle de Rado, grâce à son message et à sa mission bien accomplie est une longue route droite, lumineuse et immaculée. On parle même d'une tracée ascendante qui a atteint le sommet de la consécration. Poète, écrivain, orateur, peintre, le chef d'orchestre a laissé derrière lui un chemin à suivre.
Des thèmes et des écrits, Rado et sa plume ont toujours traversé ensemble le temps et les événements. L'amour, la liberté, la foi, l'indépendance et la vie quotidienne, non seulement ses œuvres ont été lues, mais également chantées. Il a publié dix recueils de poésie, dont Dinitra (1973), Ando (1977), Zo (1989), Sedra (1993), Ny teny Malagasy (1994), Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany (2002), Ny Voninkazo adaladala (2003) et Ny Fiteny roa (2008). Le parcours du combattant de ce fils de pasteur est à graver dans les annales si son nom est déjà inscrit sur la stèle de ceux qui ont tout donné à leur pays.
La muse des uns, l'idole des autres, ce fervent défenseur de la langue malgache a marqué de sa vie sa personnalité. Grand homme de lettres, jaloux de sa culture, Rado s'est toujours engagé pour le respect de l'identité malgache. Et fier d'être malgache, il a affiché son lyrisme dans ce sens. Maintenant qu'il est parti, l'héritage qu'il a laissé devra être immortalisé à jamais. L'hommage qu'on lui a rendu a été insoutenable, des moments forts ont été rappelés à travers sa bibliographie complète. Une fin qui marque un nouveau début. Car de son vivant, Rado était une légende et après sa mort, son monument ne devrait pas être qu'une simple statue de l'histoire.
Jean-Joseph Rabearivelo, Dox, Jean-Narivony et bien d'autres ont formé depuis des décennies le cercle des poètes disparus. Ces gens-là ont aussi été de leur temps, respectés et honorés. Mais une fois qu'ils ont tiré leur révérence, leur empreinte est aujourd'hui un immortel souvenir. Rado n'est plus et fera-t-il partie de cette constellation ? Osera-t-on oublier dans le tiroir le vécu de cet homme ? Il appartient au monde des vivants de répondre à cette question. Loin d'une trace du « passé » couverte de poussière, qui sera balayée de temps en temps par le vent d'une célébration de circonstance, Rado mérite son écrin. Andry Rabeson
-
"
-
Manainga ny rehetra ho tonga MARO BE araka izay azo atao, mamaly izao fanasana izao
FAHORIANA FPMA ROUEN
-
Indro taratasy (faire part en fichier joint) avy amin' "Atoa Narifidy RABEZANDRINY filohan'ny Tafo FPMA ROUEN " milaza hoe
-
"FPMA ROUENHo aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika.Filazana manjo avy@ fianakaviana RAMAHALEO Njaka (diakona tranainy) sy Vololona eto Rouen izay namoy ny rainy:Itompokalahy RAMAHALEO Jean. (jereo ny faire-part ao @ " fichier joint")Araky ny fangatahan'ny fianakaviana dia hisy fanompoam-pivavahana Fiderana sy fanomezam-Boninahitra an'Andriamanitra miaraka @Mpitandrina : RANDRIAMANANTENA Theodore, Mpitandrina RAMAROKOTO Heritsimba ary Mpitandrina Olivier PUTZ (ERF)ny Asabotsy 4 octobra 2008 amin'ny 11 h marainaao amin'ny : EGLISE ERF Saint ELOIplace Martin Luther King RouenDia aoky isika samy hitondra ambavaka ny fianakaviana rehetra izay mana-manjo"Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay. Mat.6: 68.Dia ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Haja, Voninahitra sy Dera anio ka ho mandrakizay.Amin'ny anaran'ny FiangonanaNy filohaNarifidy RABEZANDRINY
-
"
-
e
-
-
"
FANASANA FPMA ORLEANS VOKATRA 5 OKT 2008
-
Indro taratasy (etsy ambany sy ankilany / fichier joint) avy amin' "Rtoa Liva FOCARD Filohan'ny Tafo FPMA ORLEANS " milaza hoe
-
"
-
-
FANDAHARANA RADIO VATSY FPMA 29 SEPT - 5
OKT 2008
http://fpma.net/radio