Zaikabe 2011 : Fisaorana, Hafatra
Ho an'ny Filoham-boninahitra FPMA,
Ho an'ny Birao Foibe,
Ho an'ny Faritany 6 sy Tafo 38 ary FM Fahazavana,
Ho an'ny Vahoaka FPMA,
Indro mifatotra etoana hafatra sy fisaorana avy amin'ny Filohan'ny FPMA, Rev Dr Jean A. RAVALITERA Mpitandrina.
